MALAGASY MODERINA (M M) |
||||
| Ampio inty Fahaizana Hira hira Iza moa izahay Fanomezana |
MALAGASY
1.
Ny tsara
·
Mahay
mandray olona
·
Matahotra
an'Andriamanitra sy ny razana
·
Ny
vola tsy ambony noho ny olona
·
Firaisan-kina
·
Tsy
mety miova toe-tsaina : mahay tekinika ·
Ory
hava-manana
·
Very
ny fihavanana : lasa fihatsaram-belatsihy
·
Saro-tahotra
·
Kamo
be tenda ·
Tsy
misy fiatohana : ny hohanina anio tadiavina ·
Mahay
taratasy sy tekinika, ary mampihatra ·
Mitsinjo
lavitra ka mampitombo ny vokatra sy manatsara azy.
·
Ny
fahasalamana, fanabeazana ·
Ny
hatsembohana no ihinanana · Miova toe-tsaina: mifindra monina
|
MODERINA ·
Mahay
mamaky teny sy manoratra ·
Mahay
tekinika ·
Mahay
mamokatra sy mivarotra ·
Mitsinjo
lavitra ·
Ny
vola no ambonin'ny zavatra sy olona rehetra ·
Mifampiolonolona ·
Samy
maka ho azy ·
Firaisan-kiana
eny an-tanàna ·
Miady
amin'ny fitiavan-tena |
||