AMERICAN BUSINESS COURSE
A.B.C.
ANTSIRABE
MADAGASCAR
An english course for all teenagers
An english course by expressions
HISTORY
AMERICAN BUSINESS COURSE ANTSIRABE MADAGASCAR
was born in ANTSIRABE on 4th Mey 2002 (lycée St Martin Antanivao) by McNYH
Teraka tamin'ny 04 may 2002 teto Antsirabe tao amin'ny sekoly St Martin Antanivao ny ABC tamin'ny alalan'i McNYH.
ABC was born under the degree dec.N°758/CUABE/FIVABE IFARANT/MAD
CISCO /ABE/03 SEPT002/
And the Malagasy state agreed the ABC.
Najoro araky ny hitsivolana laharana faha-758/CUABE/FIVABE I/FARANT/MAD
CISCO/ABE/03 SEPT002
ABC leads by McNYH ( ANDRIAMITANTSOA Gabriel - Nyh -),Its teacher and Directory.
Ny ABC dia tarihin'i McNYH izay sady mpampianatra anglisy no Tale.
McNYH was born in ANTSIRABE on 18th August 1978.
He was studying course from High School such as:
CELVA Tamatave
THEOPRA Tamatave
UNIVERSITY LINGUIST TANANARIVE
CNELA TANANARIVE
Inside, he had a training in ORLANDO ( U.S.A.)
Now, he's teaching English Language and make effort to deal his knowledge for all teenagers in MADAGASCAR.
For more information about himself, call 03311 528 65 or
e-mail: mcnyh@madawel.com.

McNYH dia teraka teto ANTSIRABE tamin'ny 18 aogositra 1978.
Nianatra tamin'ny sekoly ambony momba ny teny Anglisy izy, toy ny:
CELVA Tamatave
THEOPRA Tamatave
UNIVERSITY LINGUIST TANANARIVE
CNELA TANANARIVE
Tetsy andanin'izany dia nanao fiofanana manokana tany ORLANDO (U.S.A.) koa izy.
Ary amin'izao fotoana dia mampianatra sy mizara ireo fahalalana ananany ho an'ny tanora malagasy izy.
Raha te-hahazo fanazavana fanampiny mombamomba azy, dia antsoy ny :
American Business Course has three (03) targets :
ABC educates a lot of things for all the teenagers in MADAGASCAR, such as :
FOREIGN LANGUAGES ( English, Japanish, French, Italiana ).
INFORMATICS : Word, Excel, Internet
COOKING : Cake, Pastry, Restaurant
SEWING : brodery, and so on
ABC educates that without paying fees. It's mean : GRATOS, but all the students must pay the subscription.
When the teenagers finished their study, what shall they do ?
In that case, ABC gives an advice for them to ameliorate their knowledge and offers a little training for them.
You know, all things created by GOD, therefore, ABC educates the GOD's words for the teenagers, for instance :
How to know GOD's commandments
How to become a christian
And so on.
Manana tarigetra telo (03) ny ABC :
Ny ABC dia mampianatra zavatra maro ho an'ny tanora Malagasy, toy ny :
FAMPIASANA SOLOTSAINA : Word, Excel, Internet
FIANARANA MAHANDRO : mofomamy, nahandro amin'ny hotely, sns
FIANARANA MANJAITRA : peta-kofehy, sns
Ireo rehetra ireo dia ampianarin'ny ABC maimaim-poana, nefa na dia izany aza dia mandoa saram-pirotsahana ho mpikambana ilay mpianatra.
Rehefa nahavita ny fianarany ny tanora iray dia inona no tokony hataony ?
Ny ABC dia manolotra hevitra hanatsarana ny fahalalana ananan'izy ireo, ary manome fampiofanana maimaim-poana ho azy ireo
.
Diso fantatrao fa ny zavatra rehetra dia Andriamanitra no namorona azy, noho izany, ny ABC dia mampianatra ny Tenin'Andriamanitra ho vaindohan-draharaha, toy ny hoe:
Ahoana no ahafantarana ireo DIDIN'ANDRIAMANITRA
Ahoana no hahatongavana ho kristianina raitra
Sy ny sisa tsy voatanisa