A M E R I C A N B U S I N E S S C O U R S E

A B C

A N T S I R A B E

M A D A G A S C A R

An English Course for all Teenagers

An English Course by Expressions

 

 

 

 

SOME ENGLISH - MALAGASY VOCABULARY

 

A

 

 

  • Ability : fahaizana

    Able : fahaizana

    Absent : tsy eo

    Accident : kisendrasendra . loza

    Acclaim : hoby – fiderana

    Accumilate :manangona

    Adopt : mangana (managan-jaza) adopted a child

    Adios : any an-danitra mihaona e

    Advise : toro-hevitra

    Affict : mampahory

    Afraid : matahotra

    Afterward : aorian’izay

    Ago : lasa

    Agree : manaiky – miaiky

    Agriculture : fambolena

    Aids : otrik’aretina SIDA

    Aid : fanampiana

    Air : rivotra

    Ain’t : avy amin’ny hoe : I AM NOT

    Alash !! : indrisy !!

  • Alive : velona ( ho ela velona anie ny DIAMANT ! ) long alive with DIAMANT !
  • Almighty : tsitoha – ANDRIAMANITRA

    Amazing : mahagaga – mahatalanjona

    Ambiguous : tsy mazava ( not clear )

    Amusing : mampihomehy

    Ancestor : ny razana – ny ntaolo

    Angry : tezitra – rangitra

    Anniversary : fitsengerenan’ny taona nahaterahana

    Annoy : sorisorena

    Apart from that : ny ankoatr’izany

    Applaud : fiderana – fihobiana

    Appreciation : fankasitrahana

    Appointment : fifamotoana – fotoana vonjena

    Arc : fiaran’ny fanekena (Noa 8 mianaka )

    As : toy ny hoe…… - tahakin’ny ………..

    Ascend : miakatra

    Ashes : lavenona

    At : eo – ato

    Attend : manatrika – mamonjy

    Attract : manintona – mahasarika

    Augment : mitombo – mihalehibe

    Aunt : nenitoa – neniraivo – nenifara

    Author : mpanoratra

    Avenue : arabe

    Average : salasala – antonintoniny

    ( for) Avoid : mba hialana amin’ny…………

    Aweke :mifoha ( get up )

    Aware – to be : fantatra – re

    ( fantany izany : he’s aweres of that )

    Awful : ratsy tokoa – tena ratsy mihintsy

  • Next >>

    << Click here to return